VELONA JESOSY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona Jesosy, velona ny Tompo
Nitsangana izy, mba ho fandresena
Velona Jesosy Tompo tianay
Nandresy ny fahafatesana izy etqnmrw
Ny fasana dia resy tsy nanohita
Fa fqmyaak bobongolo sady tononkira.serasera.org foana (Lazao e !!) viathq
Fa velona Jesosy, efa nitsangana izy
Ka dia mifalia sy mihobia fa olon’afaka
Velona Jesosy, ilay mpamonjy tia
Mba hamerina indray ao ambalan’ny Ray
Nitsangana izy, mba ho fandresena
Velona Jesosy Tompo tianay
Nandresy ny fahafatesana izy etqnmrw
Ny fasana dia resy tsy nanohita
Fa fqmyaak bobongolo sady tononkira.serasera.org foana (Lazao e !!) viathq
Fa velona Jesosy, efa nitsangana izy
Ka dia mifalia sy mihobia fa olon’afaka
Velona Jesosy, ilay mpamonjy tia
Mba hamerina indray ao ambalan’ny Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1355
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:43
