Ampidiro aloha ny tenimiafina
VELONA JESOSY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona Jesosy, velona ny Tompo
Nitsangana izy, mba ho fandresena
Velona Jesosy Tompo tianay
Nandresy ny fahafatesana izy
Ny fasana dia resy tononkira.serasera.org tsy nanohita
Fa bobongolo sady foana (Lazao e !!)
Fa velona Jesosy, efa nitsangana izy
Ka dia mifalia sy mihobia fa olon’afaka
Velona qyrsexyl Jesosy, dxyqjveo ilay udmhj mpamonjy tia
Mba hamerina indray ao ambalan’ny Ray
Nitsangana izy, mba ho fandresena
Velona Jesosy Tompo tianay
Nandresy ny fahafatesana izy
Ny fasana dia resy tononkira.serasera.org tsy nanohita
Fa bobongolo sady foana (Lazao e !!)
Fa velona Jesosy, efa nitsangana izy
Ka dia mifalia sy mihobia fa olon’afaka
Velona qyrsexyl Jesosy, dxyqjveo ilay udmhj mpamonjy tia
Mba hamerina indray ao ambalan’ny Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1298
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:43
