TSIKITSIKY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsikitsiky cixasl no andeha ho tononkira.serasera.org enti-midera ilay zazakely
Izay teraka ao ckox an-tranon’ombin’i Betlehema
Tsikitsiky sy fiderana zay teraka ao an-tranon’omby ny Betlehema
Fifaliana sy fihobiana no ndeha hatao fa avotra isika izao
Velezo velezo mafy ny amponga
Tendreo koa wqzvoomd ny valiha
Mandihiza ry maro kilonga
Fa fetin’i Jesosy
Tsikitsiky no andeha ho enti-midera ilay zazakely
Izay teraka ao an-tranon’ombin’i Betlehema
Feo mirarak’Hafaliana, kalokalom-pihobiana,
No ndeha hatao fa avotra isika izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1377
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:46