TSIKITSIKY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
chrmfq Tsikitsiky no andeha ho enti-midera ilay zazakely
Izay teraka ao an-tranon’ombin’i Betlehema
Tsikitsiky sy fiderana zay lqpkow teraka ao an-tranon’omby ny Betlehema
Fifaliana sy fihobiana no ndeha hatao fa avotra isika izao
Velezo velezo mafy ny amponga
Tendreo koa ny valiha
Mandihiza ry maro kilonga
Fa fetin’i Jesosy
Tsikitsiky no tlfh andeha ho enti-midera ilay zazakely

Feo mirarak’Hafaliana, kalokalom-pihobiana,
No tononkira.serasera.org ndeha hatao fa avotra isika izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1419
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:46