TSIKITSIKY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsikitsiky no andeha ho mrahlkka enti-midera ilay zazakely
Izay teraka ao an-tranon’ombin’i Betlehema
Tsikitsiky sy fiderana zay teraka ao tononkira.serasera.org an-tranon’omby ny Betlehema
Fifaliana sy fihobiana no ndeha hatao fa avotra isika izao
Velezo velezo mafy ny amponga
Tendreo koa ny valiha
Mandihiza ry maro kilonga
Fa fetin’i Jesosy
Tsikitsiky no andeha ho enti-midera ilay zazakely

Feo mirarak’Hafaliana, kalokalom-pihobiana,
No ndeha hatao lsuqvwey fa avotra qwplo isika izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1472
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:46