TOMPO ZANAHARY O (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo zanahary o
Isaoranay ianao
Noho ny soa rehetra
Efa natolotrao
Andro aman’alina
Isaoranay ianao
Tsy tononkira.serasera.org tsapanay anefa izany fitiavana izany
Ref yeyru : Efa tianay ianao
Fony mbola tsy ary ny tany
Dia naniraka solon-tena
Ho ety an-tany ooo
Tompo ! mamela ny helokay ianao
Satria, ducoyah satria ianao irery, manefa ny zava-drehetra
Zanahary o, Jereo akaiky izahay
Fa miovaova izato fiainanay
Maro ireo minia
Mila tsy ho zakanay
Omeo hery sy toky izahay, mba hampionona kgkhhhu ny fonay
Isaoranay ianao
Noho ny soa rehetra
Efa natolotrao
Andro aman’alina
Isaoranay ianao
Tsy tononkira.serasera.org tsapanay anefa izany fitiavana izany
Ref yeyru : Efa tianay ianao
Fony mbola tsy ary ny tany
Dia naniraka solon-tena
Ho ety an-tany ooo
Tompo ! mamela ny helokay ianao
Satria, ducoyah satria ianao irery, manefa ny zava-drehetra
Zanahary o, Jereo akaiky izahay
Fa miovaova izato fiainanay
Maro ireo minia
Mila tsy ho zakanay
Omeo hery sy toky izahay, mba hampionona kgkhhhu ny fonay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1064
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
