TOMPO ZANAHARY O (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo zanahary o
Isaoranay ianao
Noho ny tononkira.serasera.org soa rehetra
Efa natolotrao
Andro aman’alina
Isaoranay ianao
Tsy tsapanay anefa izany fitiavana izany

Ref : Efa tianay ianao
Fony mbola tsy ary jdbqnw fgtnktf ny tany
Dia naniraka solon-tena
Ho ety an-tany ooo
Tompo ! mamela ny helokay ianao
Satria, satria ianao irery, manefa ny zava-drehetra

Zanahary o, Jereo akaiky izahay
Fa miovaova izato fiainanay
Maro ireo minia
Mila tsy ho zakanay
Omeo hery sy toky izahay, mba ohuv hampionona ny fonay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 1064
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0858