Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO ZANAHARY O (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo zanahary o
Isaoranay ianao
Noho ny psfxlduj soa phzq rehetra
Efa natolotrao
Andro aman’alina
Isaoranay ianao
Tsy tsapanay anefa izany fitiavana izany
Ref : Efa tianay ianao
Fony mbola tsy ary ny tany
Dia naniraka solon-tena
Ho ety an-tany ooo
Tompo ! mamela ny helokay ianao
Satria, satria ianao irery, manefa tononkira.serasera.org ny zava-drehetra tauca
Zanahary o, Jereo akaiky izahay
Fa miovaova izato fiainanay
Maro ireo minia
Mila tsy ho zakanay
Omeo hery sy toky izahay, mba hampionona ny fonay
Isaoranay ianao
Noho ny psfxlduj soa phzq rehetra
Efa natolotrao
Andro aman’alina
Isaoranay ianao
Tsy tsapanay anefa izany fitiavana izany
Ref : Efa tianay ianao
Fony mbola tsy ary ny tany
Dia naniraka solon-tena
Ho ety an-tany ooo
Tompo ! mamela ny helokay ianao
Satria, satria ianao irery, manefa tononkira.serasera.org ny zava-drehetra tauca
Zanahary o, Jereo akaiky izahay
Fa miovaova izato fiainanay
Maro ireo minia
Mila tsy ho zakanay
Omeo hery sy toky izahay, mba hampionona ny fonay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 977
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
