TANANA KELY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanana kely iray Tompo masina o
No voafidinao
Ilay tanàna ahatongavanao hanavotanao
Izao nxhag tontolo izao
Lay tanan’efa resy tory, Tsy mba tononkira.serasera.org nihevitra anao akory
Nefa ianao indro fa nankao mba hitondra famonjena
Tao Betlehema tao, Tompo masina o
No voafidinao
Mifohaza ianao mba handray ny Tompo, Betlehema kely o
Fa voninahitrao izao
Ka na bitika sy kely aza ianao, dia ooivi mifalia
Fa efa nofidiany mba handray ilay Mesia
Fa efa nofidiana mba handray ilay Mesia bciqcr
Betlehema Kely , Ry Betlehema Kely o
O mifohaza ianao , mba handray ny Tomponao
Ka aza resin-tory intsony re, hatramin’izao
Betlehema ,
Tonga ilay mpanavotr’anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 3954
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:41