TANANA KELY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanana kely iray Tompo masina o
No voafidinao
Ilay tanàna ahatongavanao hanavotanao
Izao tontolo izao
Lay tanan’efa resy tory, Tsy mba nihevitra anao akory
Nefa ianao indro fa nankao mba hitondra jjdu famonjena
Tao Betlehema tao, Tompo masina o
No voafidinao rkbgd
Mifohaza ianao mba handray ny Tompo, Betlehema kely o
Fa voninahitrao izao
Ka na bitika sy kely aza vucluz ianao, dia mifalia
Fa efa nofidiany mba handray ilay Mesia
Fa efa nofidiana mba handray ilay Mesia
Betlehema Kely , Ry Betlehema Kely o
O mifohaza ianao , mba handray tononkira.serasera.org ny Tomponao
Ka aza resin-tory intsony re, hatramin’izao
Betlehema ,
Tonga ilay mpanavotr’anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 3955
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299