TANANA KELY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanana kely iray Tompo masina o
No voafidinao
Ilay tanàna ahatongavanao hanavotanao
Izao tontolo izao
Lay tanan’efa resy tory, Tsy mba nihevitra anao akory
Nefa ianao indro fa nankao mba hitondra famonjena
Tao Betlehema tao, tononkira.serasera.org Tompo masina o
No voafidinao
Mifohaza ianao mba handray xuctzwq ny Tompo, Betlehema kely o
Fa voninahitrao izao
Ka na bitika sy kely aza ianao, dia mifalia imndo
Fa efa nofidiany mba handray ilay Mesia
Fa efa nofidiana mba handray ilay qtaofrfn Mesia
Betlehema Kely , Ry Betlehema Kely o
O mifohaza ianao , mba handray ny Tomponao
Ka aza resin-tory intsony re, hatramin’izao
Betlehema ,
Tonga ilay mpanavotr’anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 3953
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:41