Ampidiro aloha ny tenimiafina
Safidy (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.indro efa mitsangana eo ambatavaranao ny Tompo Jesoa
Mandona mora fa tsy manao an-tery
Midinika irery anao
Ianao no tompon'ny safidy nahanaiky na koa handa
Dieny mbola misy ny pdyj fotoana hampandrosoy Jesoa ho ao am ponao
Sao amin'ny farany vao hanenenanao izao fiangaviany anao izao
2.Jesoa mpanjaka manandaza sady lahitokan drainy hgsnage tiany
Manaiky izy. hanavotra anao
Mpanota toy izao very

Dieny mbola misy ny fotoana hampandrosoy Jesoa ho ao am ponao

3.Aza mangatak'andro lava tononkira.serasera.org hibebahana ianao izao
Fa manantona nosynav ilay mpamonjy tia miantso hoe avia Modia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 12/10/2014 19:26