Safidy (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.indro efa mitsangana eo ambatavaranao ny Tompo Jesoa
Mandona mora fa tsy manao an-tery
Midinika irery anao
Ianao no tompon'ny safidy nahanaiky na koa handa
Dieny mbola misy ny fotoana hampandrosoy Jesoa ho ao am ponao
Sao amin'ny farany vao hanenenanao izao fiangaviany anao izao
2.Jesoa mpanjaka manandaza sady lahitokan drainy tiany
Manaiky izy. hanavotra anao
Mpanota toy izao very

3.Aza mangatak'andro lava tononkira.serasera.org hibebahana ianao izao
Fa manantona ilay mpamonjy tia miantso cgke hoe avia Modia
Ianao no pwqf tompon'ny safidy nahanaiky na koa handa

Sao amin'ny farany vao hanenenanao izao fzsayfce fiangaviany anao izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1521
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 12/10/2014 19:26