Safidy (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.indro efa mitsangana eo ambatavaranao ny Tompo Jesoa
Mandona mora fa tsy manao an-tery
Midinika irery anao
Ianao no tompon'ny safidy nahanaiky na koa handa
Dieny mbola misy ny fotoana hampandrosoy Jesoa ho ao am ponao
Sao amin'ny farany vao hanenenanao izao fiangaviany rigimxji anao izao
2.Jesoa mpanjaka manandaza tononkira.serasera.org sady lahitokan drainy tiany
Manaiky izy. hanavotra anao
Mpanota toy izao very

Sao amin'ny farany vao hanenenanao izao fiangaviany anao izao
3.Aza mangatak'andro lava syklt hibebahana loytnawj ianao izao
Fa manantona ilay mpamonjy tia miantso hoe avia Modia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1519
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 12/10/2014 19:26