RY MPANJAKAN'NY MPANJAKA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanjakan’ny ragmukha mpanjaka, tononkira.serasera.org manati-tsaotra awdj izahay
Fa mbola novimbininao
Ka tratri’zao Noely izao
Midera, Mihobia, Mifalia
Fa tonga ny Tompo ka hobio mandrakizay
Ry mpanjakan’ny mpanjaka,
Zay teraka any Betlehema
Onenonao ny fonay izao, ho tena lapanao tokoa
Ry mpanjakan’ny mpanjaka, mahery ny fitianao
Tsy crkhh takatray heverina, fa fitiavan-dalina
Ry mpanjakan’ny mpanjaka, midera anao ‘zahay izao
Ka mba omeo ny herinao, ka entinay miady izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:43