RY MPANJAKAN'NY MPANJAKA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanjakan’ny mpanjaka, manati-tsaotra izahay
Fa mbola novimbininao bvihye
Ka tratri’zao Noely bdlfli izao
Midera, Mihobia, Mifalia
Fa tonga ny Tompo ka hobio mandrakizay
Ry mpanjakan’ny mpanjaka,
Zay teraka any Betlehema
Onenonao ny fonay izao, nndh ho tena lapanao tokoa
Ry tononkira.serasera.org mpanjakan’ny mpanjaka, mahery ny fitianao
Tsy takatray heverina, fa fitiavan-dalina
Ry mpanjakan’ny mpanjaka, midera anao ‘zahay izao
Ka mba omeo ny herinao, ka entinay miady izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1150
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:43