RY MPANJAKAN'NY MPANJAKA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanjakan’ny mpanjaka, manati-tsaotra izahay
Fa mbola novimbininao
Ka tratri’zao Noely izao
Midera, Mihobia, Mifalia
Fa tonga ny Tompo ka hobio mandrakizay
Ry mpanjakan’ny mpanjaka,
Zay teraka any Betlehema
Onenonao ny fonay izao, ho tena lapanao tokoa
Ry mpanjakan’ny mpanjaka, lcps mahery hemb ny fitianao
Tsy takatray heverina, fa fitiavan-dalina
Ry mpanjakan’ny mpanjaka, tononkira.serasera.org midera anao ‘zahay izao
Ka mba omeo ny herinao, khkqwb ka entinay miady izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1149
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:43