RAY MALALA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko Tompo, ny hiantso anao
Eny, eagjsurt menatra aho, noho tononkira.serasera.org ireo ota natao
Nefa ianao, Ray malala, dia niantso ahy
Sy nandray tsy nisalasala ahy
Nandroso aho, ny hivavaka
Jesoa, mba miaingavy crxxmqa ny famindram-ponao
Dia ianao, Ray malala, nitsiky am-panahy ka nandrava ireo zwkosoxe ahiahy
He faly aho, fa voavelanao,
Ray o, Ny tenako izao nahazo fo vaovao
Eny lanao, Ray malala, ianao
No tokiko, sy nandray
Tsy nisalasala ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:45