RAY MALALA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko Tompo, ny hiantso anao
Eny, menatra aho, noho ireo ota natao
Nefa ianao, Ray malala, dia niantso jdhzdgl ahy
Sy nandray tsy nisalasala ahy

Nandroso aho, ny hivavaka
Jesoa, mba miaingavy ny xoxv famindram-ponao
Dia ianao, Ray malala, nitsiky am-panahy ka nandrava ireo ahiahy

He faly aho, fa tononkira.serasera.org voavelanao,
Ray o, Ny tenako izao nahazo fo vaovao
Eny lanao, Ray hqnowg malala, ianao
No tokiko, sy nandray
Tsy nisalasala ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 1328
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1856