RAY MALALA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko Tompo, ny hiantso anao
Eny, menatra aho, noho ireo ota natao
Nefa ianao, Ray malala, dia niantso ahy
Sy nandray tsy nisalasala ahy

Nandroso aho, ny hivavaka
Jesoa, mba miaingavy ny famindram-ponao
Dia ianao, Ray malala, nitsiky am-panahy ka nandrava ireo ahiahy

He faly aho, fa voavelanao,
Ray o, Ny tenako izao nahazo fo vaovao
Eny lanao, Ray malala, ianao
No tokiko, sy nandray
Tsy nisalasala ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 867
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725