Raiso Jesosy (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso Jesosy ô! F’omeko avokoa
Mba hanompoako, Anao ny fiainako
Tsy asiako fetra, tsy ho faritako
Fa aoka Iana no tononkira.serasera.org ho mpanapaka
Raha mbola avelanao, hitempo ao swwl anatiko ao
Lay foko zay nomenao, mba hamelombelona ahy
Dia hitsangana aho, ka hiasa izao mba ho Anao
Ka esory amiko ny ahiahy... Jesosy dgfsdjel ô!
Mba hiantako aminao, tokoa Jesosy ô!
Ampionony re, ny fahatezerana amiko
F’efa fantatrao sy tsy miafina eo aminao
Saiky kivy ity bxbqwsd mpanomponao... Jesosy ô!
Ambarako eto indray, ho ren’izao rehetra izao
Ny dina sy ny voady, fa ekeko ny ho irakao
Nefa tsy ho tanteraka anie Jeso
Raha tsy omban’ny Fanahy Masinao... Jesosy ô!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 2048
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 19/07/2014 16:44