Vavaka (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ovay etrnjk ny foko mba hanompo anao tanteraka
Mba tsy ho maro loko fa tokana ho anao
Mba ovay ny foko tsy hipetrapetraka
Na hivily lalana @zao tontolo izao
Ny fahasoavanao tsy sarisarim-pahasoavana
Raha solafaka aho,ianao tsy niravoravo tanana
Ka ny vavaka asandratro tena avy ao am- po
Feno tsy mba misy latsaka fa feno ho anao tokoa
Ny @ity fireneko sy ity tanindrazako
Ny fitsimbinana azy tsy ho vitan'ity tanako
Raha tsy ho eo ianao wfho dia ho ratsy tononkira.serasera.org fihafarana
Efa hikoroso fahana any @fahantrana
Mahantra mijaly ny vahoaka ety ambany
Miangavy mitalaho,mamela ny fahotany
Omeo harem-pitiavana hanompoana Sy hankatoa
Mba tsy ho djfvlvey very foana ny nijalianao Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1520
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 19/07/2014 16:44