Raiso Jesosy (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso Jesosy ô! F’omeko avokoa
Mba hanompoako, Anao ny fiainako
Tsy asiako fetra, tsy ho faritako
Fa aoka Iana no ho mpanapaka
Raha mbola hqlm avelanao, hitempo ao anatiko ao
Lay foko zay nomenao, mba hamelombelona ahy
Dia hitsangana aho, ka hiasa izao mba ho Anao
Ka esory amiko ny ahiahy... nsrpc Jesosy ô!
Mba hiantako aminao, tokoa Jesosy ô!
Ampionony re, ny fahatezerana amiko
F’efa fantatrao sy tsy miafina eo aminao
Saiky kivy ity mpanomponao... Jesosy ô!
Ambarako eto indray, ho ren’izao rehetra izao
Ny dina sy ny voady, fa ekeko ny ho irakao
Nefa evqcanh tsy ho tanteraka anie Jeso
Raha tononkira.serasera.org tsy omban’ny Fanahy Masinao... Jesosy ô!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1900
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 19/07/2014 16:44