RAHAY ANAKAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho iaby iaby izao
Dia mitohoka manaiky anao
Ny ygxtgch lanitra sy ny cjozsg tany
Mangovitra mahitaka ny herinao
Ny anjely mitohaka eo an-tonbokao
Rahay anakao, mihira ho anao
Mihira tononkira.serasera.org ho anao
Ref : Fa soa ianao Tompo o
Meva ianao
Mitafy voninahitra ianao
Soa ianao
Asanjatso ianao Tompo o, Aja ianao
Hihira haleloia ho anao, soa ianao
Intoy rahay Tompo
Manolo-bata ho anao
Janjino rahay izao
Fa hidera ny anaranao
Ny laza sy voninahitse, ho qbonk anao raiky avao
Ny laza sy voninahitse, ho anao raiky avao
Dia mitohoka manaiky anao
Ny ygxtgch lanitra sy ny cjozsg tany
Mangovitra mahitaka ny herinao
Ny anjely mitohaka eo an-tonbokao
Rahay anakao, mihira ho anao
Mihira tononkira.serasera.org ho anao
Ref : Fa soa ianao Tompo o
Meva ianao
Mitafy voninahitra ianao
Soa ianao
Asanjatso ianao Tompo o, Aja ianao
Hihira haleloia ho anao, soa ianao
Intoy rahay Tompo
Manolo-bata ho anao
Janjino rahay izao
Fa hidera ny anaranao
Ny laza sy voninahitse, ho qbonk anao raiky avao
Ny laza sy voninahitse, ho anao raiky avao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1210
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
