RAHAY ANAKAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho xvjlnmk iaby iaby izao
Dia mitohoka manaiky anao
Ny lanitra tononkira.serasera.org sy ny tany
Mangovitra mahitaka ny herinao
Ny anjely mitohaka eo an-tonbokao
Rahay anakao, ibkqzjk mihira geaw ho anao
Mihira ho anao

Ref : Fa soa ianao Tompo o
Meva ianao
Mitafy voninahitra ianao
Soa ianao
Asanjatso ianao Tompo o, Aja ianao
Hihira haleloia ho anao, soa ianao

Intoy rahay Tompo
Manolo-bata ho anao
Janjino rahay izao
Fa hidera ny anaranao
Ny laza sy voninahitse, ho anao raiky avao
Ny laza sy voninahitse, ho anao raiky avao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 1129
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293