RAHAY ANAKAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho iaby iaby izao
Dia mitohoka manaiky anao
Ny lanitra sy ny chapk tany
Mangovitra mahitaka ny herinao
Ny anjely mitohaka eo an-tonbokao
Rahay anakao, mihira ho anao
Mihira ho anao
Ref : Fa soa xbtnrd ianao Tompo o
Meva ianao
Mitafy voninahitra ianao
Soa ianao
Asanjatso ianao Tompo o, Aja ianao
Hihira haleloia tononkira.serasera.org ho anao, soa ianao
Intoy rahay Tompo
Manolo-bata ho anao
Janjino rahay izao
Fa hidera ny anaranao
Ny laza wechq sy voninahitse, ho anao raiky avao
Ny laza sy voninahitse, ho anao raiky avao
Dia mitohoka manaiky anao
Ny lanitra sy ny chapk tany
Mangovitra mahitaka ny herinao
Ny anjely mitohaka eo an-tonbokao
Rahay anakao, mihira ho anao
Mihira ho anao
Ref : Fa soa xbtnrd ianao Tompo o
Meva ianao
Mitafy voninahitra ianao
Soa ianao
Asanjatso ianao Tompo o, Aja ianao
Hihira haleloia tononkira.serasera.org ho anao, soa ianao
Intoy rahay Tompo
Manolo-bata ho anao
Janjino rahay izao
Fa hidera ny anaranao
Ny laza wechq sy voninahitse, ho anao raiky avao
Ny laza sy voninahitse, ho anao raiky avao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1209
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
