RAHA TSY TEO IANAO JESOA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo ianao jngrs Jesoa, moa mba misy va ho ahy
Ireo rayvzce fanambinantsoa, toy ny an’ny marobe
Raha tsy teo ianao Jesoa, moa mba misy ihany va ?
Famonjena, anjarasoa ho an’ny fanahy
Ref : Ry mpamonjiko
Ry efa teraka ho ahy
Ry mbola velona ho ahy
Ho anao nydera, saotra , Haleloia
Ilay finoako izay tsy ho lo, hivelona ao anatiko
Entiko ho rehareha Jesoa
Raha tsy nisy tononkira.serasera.org anao Jesoa, moa mba misy ihany va ?
Reo mivavak’aminao, ireo samy no nanjaka wseyi tao
Raha tsy nisy Anao Jesoa ? Vonona ny ratsy re
Handrombaka ny taninay ho babony koa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:44