RAHA TSY TEO IANAO JESOA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo ianao Jesoa, moa mba misy va ho ahy
Ireo fanambinantsoa, toy ny an’ny marobe
Raha tsy teo ianao Jesoa, moa mba misy ihany va ?
Famonjena, anjarasoa ho an’ny fanahy

Ref : Ry mpamonjiko
Ry efa teraka ho ahy
Ry mbola velona ho ahy
Ho anao nydera, saotra , Haleloia
Ilay finoako izay tsy ho lo, hivelona ao anatiko
Entiko ho rehareha Jesoa

Raha tsy nisy anao Jesoa, moa mba misy ihany va ?
Reo mivavak’aminao, ireo samy no nanjaka tao
Raha tsy nisy Anao Jesoa ? Vonona ny ratsy re
Handrombaka ny taninay ho babony koa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 906
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721