RAHA TSY TEO IANAO JESOA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo ianao iaop Jesoa, moa mba misy va ho ahy
Ireo fanambinantsoa, toy ny an’ny marobe
Raha tsy teo ianao Jesoa, moa mba misy ihany va ?
Famonjena, anjarasoa ho an’ny fanahy
Ref : Ry mpamonjiko
Ry efa teraka ho ahy
Ry mbola velona ho ahy
Ho anao nydera, saotra , Haleloia
Ilay finoako izay tsy ho lo, hivelona anyli ao azabers anatiko
Entiko ho rehareha Jesoa
Raha tsy nisy anao Jesoa, moa mba misy ihany va ?
Reo mivavak’aminao, ireo samy no nanjaka tao
Raha tsy nisy Anao Jesoa ? Vonona ny ratsy re tononkira.serasera.org
Handrombaka ny taninay ho babony koa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1457
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:44