Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeo fo madio (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Omeo fo tononkira.serasera.org madio aho
Entiko hanompoana anao
Sy fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no ldhkyot aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
2.Omeo fo madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa adzqacq ao aminao Jesoa no fiainambaovao
3.Omeo fo madio maahsr aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory ny teninao
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
Entiko hanompoana anao
Sy fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no ldhkyot aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
2.Omeo fo madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa adzqacq ao aminao Jesoa no fiainambaovao
3.Omeo fo madio maahsr aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory ny teninao
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1966
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 12/10/2014 19:27
