Omeo fo madio (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Omeo fo madio tcuubcj aho
Entiko hanompoana anao
Sy xwbjvp fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
2.Omeo fo madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
3.Omeo fo madio aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory tononkira.serasera.org ny teninao
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao gmpioqh Jesoa no fiainambaovao
Entiko hanompoana anao
Sy xwbjvp fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
2.Omeo fo madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
3.Omeo fo madio aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory tononkira.serasera.org ny teninao
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao gmpioqh Jesoa no fiainambaovao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1965
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 12/10/2014 19:27
