Omeo fo madio (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Omeo fo madio aho
Entiko hanompoana anao
Sy fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa tononkira.serasera.org no fiainambaovao
2.Omeo fo madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao iccdxmbp Jesoa no fiainambaovao
3.Omeo fo moas madio aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory ny teninao
Fa ny ibtzaz voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
Entiko hanompoana anao
Sy fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa tononkira.serasera.org no fiainambaovao
2.Omeo fo madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao iccdxmbp Jesoa no fiainambaovao
3.Omeo fo moas madio aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory ny teninao
Fa ny ibtzaz voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 2009
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 12/10/2014 19:27
