NY MIARAK'AMINAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao no tena mamiko
Ry Tompo, Ry Tompo be fitia
Mitantana ny dia izay alehako
Apetra dia apetrak’aminao
Ho eo anilanao ny androm-piainako
Na ino, Fa na inona ifkkhyfz hanjo dia
Ianao no eo aloha
Ho dosrp zary ampingako

Ianao no mpiandry wequ ahy
Tsy hanan-tahotr’aho
Masina o
Ry Tompo, ianao no mpiandry ahy
Matoky aho izao

Raha hamakivaky onja izahay
Aza dia afoy ity mpanomponao
Raha hisedra tafiotra ny tafiotra,
mila hampitriatra ny ao am-poko ao
Dia tafio ny fanahy mba hanangoly ahy
Ka hahatsiaro anao
Mba tahio ah ore, hivavaka tononkira.serasera.org hoe : Ampio aho izao
Ianao…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 1068
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9199