NY MIARAK'AMINAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao no tena mamiko
Ry Tompo, Ry Tompo be fitia
Mitantana ny dia izay alehako
Apetra dia apetrak’aminao
Ho eo anilanao ny androm-piainako lnvs
Na ino, Fa na inona hanjo dia
Ianao no eo aloha
Ho zary ampingako
Ianao no mpiandry ahy
Tsy hanan-tahotr’aho
Masina o
Ry Tompo, ianao atezzf no mpiandry ahy
Matoky aho izao
Raha hamakivaky onja izahay tononkira.serasera.org
Aza dia afoy ity mpanomponao
Raha hisedra jnlqha tafiotra ny tafiotra,
mila hampitriatra ny ao am-poko ao
Dia tafio ny fanahy mba hanangoly ahy
Ka hahatsiaro anao
Mba tahio ah ore, hivavaka hoe : Ampio aho izao
Ianao…
Ry Tompo, Ry Tompo be fitia
Mitantana ny dia izay alehako
Apetra dia apetrak’aminao
Ho eo anilanao ny androm-piainako lnvs
Na ino, Fa na inona hanjo dia
Ianao no eo aloha
Ho zary ampingako
Ianao no mpiandry ahy
Tsy hanan-tahotr’aho
Masina o
Ry Tompo, ianao atezzf no mpiandry ahy
Matoky aho izao
Raha hamakivaky onja izahay tononkira.serasera.org
Aza dia afoy ity mpanomponao
Raha hisedra jnlqha tafiotra ny tafiotra,
mila hampitriatra ny ao am-poko ao
Dia tafio ny fanahy mba hanangoly ahy
Ka hahatsiaro anao
Mba tahio ah ore, hivavaka hoe : Ampio aho izao
Ianao…
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 961
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:43
