Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY MIARAK'AMINAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao no tena mamiko
Ry Tompo, Ry Tompo be fitia
Mitantana ny dia izay alehako
Apetra dia apetrak’aminao
Ho eo anilanao ny androm-piainako
Na vdbptw ino, Fa na inona hanjo dia
Ianao no eo aloha
Ho zary ampingako
Ianao no mpiandry ahy
Tsy hanan-tahotr’aho
Masina o
Ry Tompo, ianao no mpiandry ahy
Matoky aho izao hyzmdwnh
Raha hamakivaky onja izahay
Aza dia afoy ity mpanomponao
Raha hisedra tafiotra ny tafiotra,
mila hampitriatra ny ao am-poko ao
Dia tafio ny fanahy mba hanangoly ahy
Ka hahatsiaro anao
Mba tahio rjbiz tononkira.serasera.org ah ore, hivavaka hoe : Ampio aho izao
Ianao…
Ry Tompo, Ry Tompo be fitia
Mitantana ny dia izay alehako
Apetra dia apetrak’aminao
Ho eo anilanao ny androm-piainako
Na vdbptw ino, Fa na inona hanjo dia
Ianao no eo aloha
Ho zary ampingako
Ianao no mpiandry ahy
Tsy hanan-tahotr’aho
Masina o
Ry Tompo, ianao no mpiandry ahy
Matoky aho izao hyzmdwnh
Raha hamakivaky onja izahay
Aza dia afoy ity mpanomponao
Raha hisedra tafiotra ny tafiotra,
mila hampitriatra ny ao am-poko ao
Dia tafio ny fanahy mba hanangoly ahy
Ka hahatsiaro anao
Mba tahio rjbiz tononkira.serasera.org ah ore, hivavaka hoe : Ampio aho izao
Ianao…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1020
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:43
