NY AIKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aiko, jcsvjnpt ny saiko, sy izay lalaiko
No omeko anao,
Arahiko hira vao
Ny foko, omeko ny hareko tsy jereko
Omeko am-pitiavana

Ref : Ireo xgyq talenta amaro
Sy ireo fiderana maro
Dia vokatry ny foko
Hanandratra anao
Tsy ho haiko, tsy ekeko
Raha ny feoko tsy omeko
Hidera ny anaranao

Ny vola mandalo, fa izaho tsy himalo
Fa manana mpiaro
Raha tononkira.serasera.org misy fahavalo
Tsaroako bsulzr am-poko, ilay fitiavany tsy mba foiko
Nataony am-pitiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 1358
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1962