Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY AIKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aiko, ny saiko, sy izay lalaiko
No omeko tononkira.serasera.org anao,
Arahiko hira vao
Ny foko, omeko ny hareko tsy jereko
Omeko am-pitiavana
Ref mzsdq : Ireo talenta amaro
Sy ireo fiderana maro
Dia vokatry ny foko
Hanandratra anao
Tsy ho haiko, tsy ekeko
Raha ny feoko tsy omeko
Hidera ny anaranao
Ny vola mandalo, fa izaho tsy himalo
Fa manana mpiaro
Raha misy fahavalo
Tsaroako am-poko, ilay fitiavany urbmw tsy mba foiko
Nataony am-pitiavana
yjym
No omeko tononkira.serasera.org anao,
Arahiko hira vao
Ny foko, omeko ny hareko tsy jereko
Omeko am-pitiavana
Ref mzsdq : Ireo talenta amaro
Sy ireo fiderana maro
Dia vokatry ny foko
Hanandratra anao
Tsy ho haiko, tsy ekeko
Raha ny feoko tsy omeko
Hidera ny anaranao
Ny vola mandalo, fa izaho tsy himalo
Fa manana mpiaro
Raha misy fahavalo
Tsaroako am-poko, ilay fitiavany urbmw tsy mba foiko
Nataony am-pitiavana
yjym
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1359
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
