Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY AIKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aiko, ny saiko, sy izay lalaiko
No omeko anao,
Arahiko hira vao
Ny foko, ohciyc omeko ny hareko tsy jereko
Omeko am-pitiavana
Ref : Ireo talenta amaro
Sy ireo fiderana maro
Dia fdfabf vokatry ny foko
Hanandratra anao jlado
Tsy ho haiko, tsy ekeko
Raha ny feoko tsy omeko
Hidera ny anaranao
Ny vola mandalo, fa izaho tsy tononkira.serasera.org himalo
Fa manana mpiaro
Raha misy fahavalo
Tsaroako am-poko, ilay fitiavany tsy mba foiko
Nataony am-pitiavana
No omeko anao,
Arahiko hira vao
Ny foko, ohciyc omeko ny hareko tsy jereko
Omeko am-pitiavana
Ref : Ireo talenta amaro
Sy ireo fiderana maro
Dia fdfabf vokatry ny foko
Hanandratra anao jlado
Tsy ho haiko, tsy ekeko
Raha ny feoko tsy omeko
Hidera ny anaranao
Ny vola mandalo, fa izaho tsy tononkira.serasera.org himalo
Fa manana mpiaro
Raha misy fahavalo
Tsaroako am-poko, ilay fitiavany tsy mba foiko
Nataony am-pitiavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1360
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
