NJANY FEON'ANJELY RE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njany feon’Anjely re,voninahitra anie
Ho an’ny mpanjakanao teraka any Betlehema
Mihobia ry Tany o, fihavanana tokoa
Amin’Andriamanitra
Sy ny olombelona
Njany feon’Anjely re
Fiadanana anie
Mihobia ry Tany o
Teraka ny tompo soa lkscl
Tonga nofo aman-dra
Ilay mpanjakan-danitra qayeur
Mba hiara-monina
Amin’olombelona
Hahatsangana azy indray
Velona mandrakizay wiwo
Mihobia ry Tany o
Teraka ny Tompo soa
Saotra dera ho anao
O ry Tompo masina
Be ny voninahitrao
Lanitra nitsaoka anao
Nefa nidina aty
Hianao tononkira.serasera.org ry be fitia
Mba hanavotra anay
Velona mandrakizay
Dera laza ho anao
Jesoa o , mpanavotra
Ho an’ny mpanjakanao teraka any Betlehema
Mihobia ry Tany o, fihavanana tokoa
Amin’Andriamanitra
Sy ny olombelona
Njany feon’Anjely re
Fiadanana anie
Mihobia ry Tany o
Teraka ny tompo soa lkscl
Tonga nofo aman-dra
Ilay mpanjakan-danitra qayeur
Mba hiara-monina
Amin’olombelona
Hahatsangana azy indray
Velona mandrakizay wiwo
Mihobia ry Tany o
Teraka ny Tompo soa
Saotra dera ho anao
O ry Tompo masina
Be ny voninahitrao
Lanitra nitsaoka anao
Nefa nidina aty
Hianao tononkira.serasera.org ry be fitia
Mba hanavotra anay
Velona mandrakizay
Dera laza ho anao
Jesoa o , mpanavotra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1422
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:46
