NJANY FEON'ANJELY RE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njany feon’Anjely re,voninahitra anie
Ho an’ny mpanjakanao teraka any Betlehema
Mihobia ry Tany o, fihavanana tokoa
Amin’Andriamanitra
Sy ny olombelona
Njany feon’Anjely re
Fiadanana anie
Mihobia ry Tany o
Teraka ny tompo soa
Tonga nofo aman-dra
Ilay mpanjakan-danitra
Mba hiara-monina
Amin’olombelona
Hahatsangana azy indray
Velona mandrakizay
Mihobia ry Tany o
Teraka tononkira.serasera.org ny Tompo soa
Saotra dera ho anao
O ry Tompo masina
Be ny voninahitrao
Lanitra nitsaoka uvkapc anao
Nefa nidina aty
Hianao ry mvsnpkq be fitia
Mba hanavotra anay
Velona mandrakizay
Dera laza ho anao
Jesoa o , mpanavotra
fqtinuuo
Ho an’ny mpanjakanao teraka any Betlehema
Mihobia ry Tany o, fihavanana tokoa
Amin’Andriamanitra
Sy ny olombelona
Njany feon’Anjely re
Fiadanana anie
Mihobia ry Tany o
Teraka ny tompo soa
Tonga nofo aman-dra
Ilay mpanjakan-danitra
Mba hiara-monina
Amin’olombelona
Hahatsangana azy indray
Velona mandrakizay
Mihobia ry Tany o
Teraka tononkira.serasera.org ny Tompo soa
Saotra dera ho anao
O ry Tompo masina
Be ny voninahitrao
Lanitra nitsaoka uvkapc anao
Nefa nidina aty
Hianao ry mvsnpkq be fitia
Mba hanavotra anay
Velona mandrakizay
Dera laza ho anao
Jesoa o , mpanavotra
fqtinuuo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1368
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
