NJANY FEON'ANJELY RE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njany feon’Anjely re,voninahitra anie
Ho an’ny mpanjakanao teraka any Betlehema
Mihobia ry Tany o, fihavanana tokoa
Amin’Andriamanitra
Sy ny olombelona
Njany feon’Anjely re
Fiadanana anie
Mihobia ry Tany o
Teraka ny tompo soa
Tonga nofo aman-dra
Ilay mpanjakan-danitra
Mba hiara-monina
Amin’olombelona
Hahatsangana azy indray
Velona mandrakizay
Mihobia ry Tany o
Teraka ny Tompo soa
Saotra dera ho anao
O ry Tompo masina
Be ny tononkira.serasera.org voninahitrao
Lanitra nitsaoka anao
Nefa nidina aty cvzw
Hianao ry be fitia
Mba hanavotra anay
Velona mandrakizay
Dera itzx laza ho anao
Jesoa o , prlv mpanavotra
Ho an’ny mpanjakanao teraka any Betlehema
Mihobia ry Tany o, fihavanana tokoa
Amin’Andriamanitra
Sy ny olombelona
Njany feon’Anjely re
Fiadanana anie
Mihobia ry Tany o
Teraka ny tompo soa
Tonga nofo aman-dra
Ilay mpanjakan-danitra
Mba hiara-monina
Amin’olombelona
Hahatsangana azy indray
Velona mandrakizay
Mihobia ry Tany o
Teraka ny Tompo soa
Saotra dera ho anao
O ry Tompo masina
Be ny tononkira.serasera.org voninahitrao
Lanitra nitsaoka anao
Nefa nidina aty cvzw
Hianao ry be fitia
Mba hanavotra anay
Velona mandrakizay
Dera itzx laza ho anao
Jesoa o , prlv mpanavotra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1495
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:46
