MIHOBIA HO AN'I JEHOVAH (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho an’i Jehovah,
Ry tany, ry vips tononkira.serasera.org tany rehetra
Velomy, velomy ny hoby
Ka mihirà, ka mihirà
Mankalaza an’i Jehovah amin’ny lokanga
Dia kwgd amin’ny lokanga sy ny feo fihirana
Ny trompetra, ny trompetra fitsofana
Ny ggskrzs anjomara
Mihobia, Mihobia ho an’i Jehovah
Ry tany, ry vips tononkira.serasera.org tany rehetra
Velomy, velomy ny hoby
Ka mihirà, ka mihirà
Mankalaza an’i Jehovah amin’ny lokanga
Dia kwgd amin’ny lokanga sy ny feo fihirana
Ny trompetra, ny trompetra fitsofana
Ny ggskrzs anjomara
Mihobia, Mihobia ho an’i Jehovah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1124
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
