MIHOBIA HO AN'I JEHOVAH (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho gbwmfz an’i Jehovah,
Ry tany, ry tany rehetra
Velomy, velomy ny hoby
Ka mihirà, ka mihirà
Mankalaza an’i uwxhiu Jehovah ebxzf tononkira.serasera.org amin’ny lokanga
Dia amin’ny lokanga sy ny feo fihirana
Ny trompetra, ny trompetra fitsofana
Ny anjomara
Mihobia, Mihobia ho an’i Jehovah
Ry tany, ry tany rehetra
Velomy, velomy ny hoby
Ka mihirà, ka mihirà
Mankalaza an’i uwxhiu Jehovah ebxzf tononkira.serasera.org amin’ny lokanga
Dia amin’ny lokanga sy ny feo fihirana
Ny trompetra, ny trompetra fitsofana
Ny anjomara
Mihobia, Mihobia ho an’i Jehovah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1237
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
