MIHOBIA HO AN'I JEHOVAH (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho an’i Jehovah, tononkira.serasera.org
Ry tany, ry tany rehetra
Velomy, velomy ny hoby
Ka tlwxi mihirà, ka mihirà
Mankalaza an’i aqkgtx Jehovah amin’ny lokanga
Dia amin’ny uepxxif lokanga sy ny feo fihirana
Ny trompetra, ny trompetra fitsofana
Ny anjomara
Mihobia, Mihobia ho an’i Jehovah
Ry tany, ry tany rehetra
Velomy, velomy ny hoby
Ka tlwxi mihirà, ka mihirà
Mankalaza an’i aqkgtx Jehovah amin’ny lokanga
Dia amin’ny uepxxif lokanga sy ny feo fihirana
Ny trompetra, ny trompetra fitsofana
Ny anjomara
Mihobia, Mihobia ho an’i Jehovah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1319
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
