Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesoa tia ny fanahiko (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa tia tononkira.serasera.org ny fanahiko
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Refrain :
Tretrika jnsoflbj aho manana anao
Soa mahafa-po ianao Jesoa
Toky hery sy sakaizako
Zavatra rehetra eo gfzeeqqs amiko(Jesoa)
Fifalian'ny pspmfgeu nofo foana moa
Na izay fifalian'ny saiko koa
Na ny rehak'izao tany izao
Tsy hamoizako anao Jesoa.
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Refrain :
Tretrika jnsoflbj aho manana anao
Soa mahafa-po ianao Jesoa
Toky hery sy sakaizako
Zavatra rehetra eo gfzeeqqs amiko(Jesoa)
Fifalian'ny pspmfgeu nofo foana moa
Na izay fifalian'ny saiko koa
Na ny rehak'izao tany izao
Tsy hamoizako anao Jesoa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 678
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 09/12/2023 16:43
