Jesoa tia ny fanahiko (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa tia ny fanahiko
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Refrain :
Tretrika aho manana cvdaj sbol anao
Soa mahafa-po ianao Jesoa
Toky hery sy sakaizako
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Fifalian'ny nofo foana moa
Na izay fifalian'ny saiko koa
Na tononkira.serasera.org ny llchv rehak'izao tany izao
Tsy hamoizako anao Jesoa.
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Refrain :
Tretrika aho manana cvdaj sbol anao
Soa mahafa-po ianao Jesoa
Toky hery sy sakaizako
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Fifalian'ny nofo foana moa
Na izay fifalian'ny saiko koa
Na tononkira.serasera.org ny llchv rehak'izao tany izao
Tsy hamoizako anao Jesoa.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 734
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 09/12/2023 16:43
