Jesoa tia ny fanahiko (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
plrtgjdd zuwb Jesoa tia ny fanahiko
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Refrain tononkira.serasera.org :
Tretrika aho manana anao
Soa mahafa-po ianao Jesoa
Toky hery sy sakaizako
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Fifalian'ny nofo foana moa
Na izay fifalian'ny saiko koa
Na ny rehak'izao tany izao
Tsy hamoizako anao rlzks Jesoa.
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Refrain tononkira.serasera.org :
Tretrika aho manana anao
Soa mahafa-po ianao Jesoa
Toky hery sy sakaizako
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Fifalian'ny nofo foana moa
Na izay fifalian'ny saiko koa
Na ny rehak'izao tany izao
Tsy hamoizako anao rlzks Jesoa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 735
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 09/12/2023 16:43
