IZAHO MIARA-VOAHOMBO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho uvrgwkji miara-voahombo aminao ry Kristy o
Aina vao tononkira.serasera.org no he mitombo ao gbnmcysg anatiko izao
Zaho lohan’ny mpanota
He mba voavonjy koa
Voasasa tamin’ny ota voadionao tokoa

Zao re no fanekeko
Zay atolotro anao
Ny fanatitra omeko
Ty ny foko ho lapanao
Mety amgamba ho xbytvcrv tsy sahaza
Noho ny ota izay natao
Na toa tsy mendrika aza
Jesoa o, mba raisonao

Zaho no hany fifaliako
Ny hanara-dia anao
Aoka re mba ho tafiko
Zany hamasinanao
Toy ny felana sy taho
Tsy hisaraka aminao
Raha toa ho faty aho
Dia eo am-pelatananao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 4432
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5896