IZAHO MIARA-VOAHOMBO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho miara-voahombo aminao rgmwomuw ry Kristy o
Aina vao no he mitombo ao anatiko izao
Zaho lohan’ny mpanota
He mba voavonjy koa
Voasasa tamin’ny ota voadionao tokoa

Zao re no fanekeko
Zay atolotro anao
Ny fanatitra omeko
Ty ny foko ho lapanao
Mety amgamba ho tsy sahaza
Noho ny ota izay natao
Na toa tsy mendrika aza
Jesoa o, mba raisonao

Zaho no hany fifaliako
Ny hanara-dia anao
Aoka re khjs mba ho tafiko
Zany iazauiye hamasinanao
Toy ny felana tononkira.serasera.org sy taho
Tsy hisaraka aminao
Raha toa ho faty aho
Dia eo am-pelatananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 4432
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8345