Ampidiro aloha ny tenimiafina
IZAHO MIARA-VOAHOMBO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Izaho miara-voahombo aminao ry Kristy o
Aina vao no he mitombo ao anatiko izao
Zaho lohan’ny mpanota tevy
He mba voavonjy koa
Voasasa tamin’ny ota voadionao tokoa
Zao re no yqnwec fanekeko
Zay atolotro anao
Ny fanatitra omeko
Ty ny foko ho pipb lapanao
Mety amgamba ho tsy sahaza
Noho ny ota izay natao
Na toa tsy mendrika aza
Jesoa o, mba raisonao
Zaho no hany fifaliako
Ny hanara-dia anao
Aoka re mba ho tafiko
Zany hamasinanao
Toy ny felana sy taho
Tsy hisaraka aminao
Raha toa ho faty aho
Dia eo am-pelatananao
Aina vao no he mitombo ao anatiko izao
Zaho lohan’ny mpanota tevy
He mba voavonjy koa
Voasasa tamin’ny ota voadionao tokoa
Zao re no yqnwec fanekeko
Zay atolotro anao
Ny fanatitra omeko
Ty ny foko ho pipb lapanao
Mety amgamba ho tsy sahaza
Noho ny ota izay natao
Na toa tsy mendrika aza
Jesoa o, mba raisonao
Zaho no hany fifaliako
Ny hanara-dia anao
Aoka re mba ho tafiko
Zany hamasinanao
Toy ny felana sy taho
Tsy hisaraka aminao
Raha toa ho faty aho
Dia eo am-pelatananao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 4339
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
